Entry | matoantenin' ny mpanao | |
Elementary words | matoanteny ; mpanao | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [1.146] | |
Explanations in English | Active verb [1.26] | |
Vocabulary | Linguistics | |
Updated on 2023/06/11 |